|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vato torahana |
| Singan-teny | 2 vato, 3 torahana |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 vato misy loaka notorahan' ny olona ka noheverin' ny mpinompino foana fa fambara tsara raha tafiditra tao anaty lavaka ny vato, fa fambara ratsy kosa raha tsy tafiditra
[1.1] |
| Tovy hevitra | 6 vato filokana, vato tsipazana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|